|
|
|
|

Teny iditra1  avaratra andrefana
Singan-teny  2 avaratra, 3 andrefana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 sisiny iadian' ny lafiny avaratra sy ny lafiny andrefana [1.1]
Ohatra  6  Tanàna kely ao avaratra andrefan' i Vatomandry [2.5#137]
7  Tany amorontsiraka avaratra andrefana no nalehan' izy ireny voalohany [2.366#8]
Voambolana  8  Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12